You are here: home > Tononkira > Gee jose

Feeling dance (Gee jose)

Zay olana avelao ho any
Fa analazy isika mantsy androany
Miara-manalazy sy andihy
Mirana ny androany tsisy crazy
  Hey oh!(x2) ahetseo ny tananao
miankavia,miakavanana
Asio hofatanana

bridge: tsisy miala eto ny androany
fa hiara hidance(2) tonight
Misaotaka makany(2)
Zay doton'ny fantsy aleo iahaka eo iany

ref: mi-dance(2)
feeling dance dance
mi dance(2)
feeling dancTsiky dia ampye dance

"feeling dance zay,ambony n tananan ialahy,reo am sisiny ireo mtsangana aty, gee jose mcm c, ha! ha! ha

Cop enao fa ao tsara isika
ca va be ny dj sy ny music
miaraka mifet sy ankafy
miaraka amin'ny music rnb
   hey oh!(x2)
Ahetseo ny tananao
ahetseo ny vatanao

mba makamaka koa anie indraindray
aza malaina enao fa toa dia apohay
Aza menamenatra izany
Avalony any lay blema tsisy fiafarany

Hevitra mandeha

tongasoageejose (30/03/2016 14:17:40)

# Le sokajipeo => rnb vengaboy fa tsy kaimba fa minambar az mis latsaka

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Gee jose
Mpamaky : 518
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tongasoa1
Tamin'ny : 29/03/2016 20:41:13
ID : 8186

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo