Ry mpiantsambo mankany (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Ry mpiantsambo mankany
Am-paradisa vaovao,
Aza lao uhjqp fa io no tany, mnjp
'Zay misy soa tsy lany
Hahasambatra anao

2 djlrhh
Matokia fa ny sambo
Dia ho tody ary,
Na dia toa tsy ho tambo
Ny loza sy ny antambo,
'Zay mamely ety

3
Ny Tsitoha ao tononkira.serasera.org ambony,
No hivimbina anao;
Izy koa no hampitony
Ny fisafoaky ny ony
Koa minoa hatrizao

4
Raha tonga ao am-pita,
Dia ho tretrika ery,
Fa ny dianao ho vita
Jesosy koa ho hita.
Mifalia hatrizao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0485