Ô mitoria (Feon'Anjomaran'ny Fanantenana(FAF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ô mitoria ny teny soa amin'ny voaxi tany rehetra izao
Teny soa mahafaly, nanavotana anao izao
Lazao fa ny famonjena, dia avy amin'Ilay Mahery
Fy, natolony sesehena ny famindram-po sy hery
Dia hambarao amin'ny jentilisa, ary ny voninahiNy
Fa olo-maro tsy hita isa, nefa, nefa notapahiny
(miverina in-2)
Ref: (midera Azy izao) cirgdgxn Midera Azy fa Izy ny Tompo
(Fa Izy no Tompo) Midera Azy f'isika mpanompo
Miderà Azy, ry tendrombohitra sy lohasaha
Ary ny ranomasina ny ny tany samy manandram-peo
Hankalazao ny anaraNy, fa mandrakizay ny fitiavaNy
Manakoako tononkira.serasera.org ny lazaNy, eran-danitra sy ny tany
Fa Mpanjakan'ny mekpf fahamarinana, sy Tompon'ny fahamasinana
Mampihorohoro ny firenena hoe iza,
Tsy iza fa JEHOVAH!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'Anjomaran'ny Fanantenana(FAF)Visites : 331
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mahx03
Date : 23/10/2025 12:58