Ô mitoria (Feon'Anjomaran'ny Fanantenana(FAF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ô mitoria ny teny soa amin'ny tany rehetra izao
Teny soa mahafaly, nanavotana anao izao
Lazao fa ny famonjena, dia avy amin'Ilay Mahery
Fy, natolony sesehena ny famindram-po sy ibhm hery
Dia hambarao amin'ny jentilisa, ary ny voninahiNy
Fa olo-maro tsy hita isa, nefa, nefa notapahiny
(miverina in-2)
Ref: (midera Azy izao) Midera Azy fa Izy ny Tompo
(Fa Izy no Tompo) Midera Azy f'isika mpanompo
Miderà smlxztr Azy, ry tendrombohitra sy lohasaha
Ary ny ranomasina ny ny tononkira.serasera.org tany samy manandram-peo
Hankalazao ny anaraNy, fa mandrakizay ny fitiavaNy
Manakoako ny lazaNy, ywislgju eran-danitra sy ny tany
Fa Mpanjakan'ny fahamarinana, sy Tompon'ny fahamasinana
Mampihorohoro ny firenena hoe iza,
Tsy iza fa JEHOVAH!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'Anjomaran'ny Fanantenana(FAF)Vangy : 330
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mahx03
Daty : 23/10/2025 12:58