Ô mihevera (Feon'Anjomaran'ny Fanantenana(FAF))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ô mihevera ianao, re be fialonana tsinjovy sy saino ny ampitso
(ô mba bvlgwj mihevera ianao)
Fa aza dia sondriana, mandokandoka tena, fa manana ny fahendrena
Fa sao adinonao fa ny Tompo anie mahita ny fonao izay mihafina rehetra
Fa tsy ny vavanao, izay mitory fahendrena no hoe ahazoanao ny famonjena.
Ref : Fa raha fahendrena, fahendrena ary ve no lazaina
Fa raha fahendrena, fahendrena no dradradradraina
Hevero ny toetranareo, tsarovy ireo Fariseo
Fa madio ivelany, mamiratra imaso ihany
nefa izay mibebaka ny fahotany no ahazo ny fiainana an-danitra any.
2- Fa zovy mo ianao, hono oa ry olon'iny no sahy miteny toy izao?
(fa mba zovy mo ianao?)
No dia sahy mitsara, milaza teny maro hahameloka ny namanao
Fa adinonao angah, f'eo an-tananan'Izy Tompo ny didy sy ny fitsarany
Fa zovy mo ianao, olombelona ihany ka hoe mba hisandoka ny fahefaNy?
Ref : tononkira.serasera.org Fa raha cyxyl fahendrena, fahendrena ary ve no lazaina

Hevero ny toetranareo, tsarovy jdboq ireo Fariseo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'Anjomaran'ny Fanantenana(FAF)Visites : 362
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mahx03
Date : 23/10/2025 13:07