OLOM-BAOVAO (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
OLOM-BAOVAO - FEO MAHAFALY NY ZIONAREF : Olom-baovao aho izao naterak’indray
Olom-baovao aho izao naterak’indray
Fanahy Masina dia ny Fanahin’ny Tompo
Voadio tamin’ny otako
(Solo) 1
‘zaho no nangalatra taloha (tsy nojereny)
‘zaho no nanompo tompo hafa koa (tsy nojereny)
Ninon’inona mety ataoko (nofafany rehetra ireny)
OLOM-BAOVAO aho izao
(Solo) 2
Raha nangataka zavatra Aminy aho (manome Izy)
Raha niresaka zavatra Aminy aho (mihaino Izy)
Nomeko hanjakany ny fiainako (apetrak’ho tantanany)
OLOM-BAOVAO aho izao
Terak’indray ×8
Tamin’ny Fanahy ×7
OLOM-BAOVAO aho voadio tamin’ny otako
Naterak’indray aho e! Tamin’ny Fanahy
Nohon’ny famindram-pony
Fiainam-baovao no iainako izao
**************FMZ**************
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Visites : 701
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 25/07/2020 00:01