JESO VAHAOLANA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy tononkira.serasera.org ihany Jesosy ihany
Jesosy irery no gljruu bjsdk afaka
Hamaha ny olana amin'ny fiainana
Izy Irery no afaka
(solo)
Mankanesa aty Amiko 'nareo fzbvar 'zay miasa fatratra
sy mavesatr'entana, f'Izaho no hanome,
hanome, hanome anareo fitsaharana
f'Izaho no hanome, ny fitsaharana ho anareo
******************FMZ******************
Jesosy irery no gljruu bjsdk afaka
Hamaha ny olana amin'ny fiainana
Izy Irery no afaka
(solo)
Mankanesa aty Amiko 'nareo fzbvar 'zay miasa fatratra
sy mavesatr'entana, f'Izaho no hanome,
hanome, hanome anareo fitsaharana
f'Izaho no hanome, ny fitsaharana ho anareo
******************FMZ******************
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Visites : 875
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 23/11/2019 08:59
