Ilay tany nihaviako (Feo Gasy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rako-javona vao qshvumpn maraindraina zareo
Itony lemak’Ikopa
Fendrofendro mameno ity fo mitoreo
Ranomaso mirotsaka
Mbola lavitra mantsy ilay tany fodiana
D’ilay tqrormc tany niaviana

Ngolingoly ao anatiko ao
Lavik’avana aty mora mankalao ry nao
Fa gojslq lavitra anao
Misoko miadana tsy mamela
Hery tononkira.serasera.org miafina iray tsy hay resena ry nosy
Fitiavako anao

Ndeha hody aho
Ho ento aho ray tongotro
Tsy aharitra ela intsony aho
Dia hikopaka

Taratr’andro osa osa miloko
Embonembona
Tampon’Ankaratra
Vezivezy tsy mety mitombona re
Ny ahiahy lasa lavitra
Sasa-mievina ireo lavi-tiana ry nao
Tsisy vovoka atao kilalao


Erick Rafilipomanana (Erick Manana)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feo Gasy
Visites : 39575
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 25/10/2001 17:10
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0417