Saotra (Farakely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feno saotra ity foko mahatsiaro ireo rehetra nomena ahy
Zava_tsoa isanandro tsy samud haiko tanisaina izay hiainana
Ataoko aona ny angina mahatsapa ireo fitia manodidina dxdgl ahy
Izao tontolo iainantsika dia fanomezana fahasoavana
Na ireo zava-tsoa nafafiny na ireo niriko ka nolaviny
Navela mba hiseho anoako mahasoa ireo
Na ianareo mameno ity fo Ray sy Reny,Zoky,Namako
Izao rehetra izao hankasitrahako anao
Feno saotra velon'aina nomena tombon'andro hafa indray
Feno hery hisitraka ireo tontolo nohariana hivelomana
Na ity andro soa miposaka, Ny zava-boahary manodidina
Ny amintsika rehetra fitiavana tsy misy fetra
Mbola tononkira.serasera.org saotra no hasetriko ireo sedra nampiainana ahy
Indraindray mila zlljuxji tsy ho tanty mandratra nefa ...
Nozakaina
Haiko anefa fa nao ireny hanitsiana ny diako
Tsapako mba hiatrehana ilay ho avy manjavozavo
Ny fiainana izay nomena ahy
Na ny soa na ny ratsy dia fantatro fa tendrin'ilay RAY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FarakelyVisites : 1648
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : faraandrianintsoa
Date : 03/06/2019 11:26