Ry aiko (Farakely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika roa mpinamana efa hatry ny ela
Saika hponky hifankatia kanefa nisy tsy namela
Ka nirenireny teny fotsiny
F'ilay fitia toa tapaka ampotony

Nefa ny foko mbola very ankehitriny
Tsy nety niova fa ianao hono no hany mba tiany
Nidrikina aok izany nandà ny hafa
Hoe manana hotiavina ka mihafahafa

F'ianao, ianao ry aiko
Ianao no hany lalaiko
Fa nilaozanao aho re gmbw ry aiko
Nefa ny hanadino anao toa tsy haiko
Fa nilaozanao aho ry aiko
Nefa ny hanadino anao toa tsy haiko

Indrisy anefa fa very ny fanantenana
Fa navelanao irery ao an-Tanana
Akanga saraky ny hafa tomany toa zaza
Very namana, very sakaiza

F'ianao, ianao ry aiko
Ianao no hany lalaiko
Fa nilaozanao aho, ry aiko
Nefa ny hanadino anao tononkira.serasera.org toa tsy haiko
Fa nilaozanao aho ry aiko
Nefa ny hanadino anao toa tsy haiko

ouh...

Fa mbola manantena anao lalandava,
fa ny rahomainty hono mbola osuc hisava
fa mbola ho avy hono ilay maraina
hiavianao ry sombinaina...

Kam...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Farakely
Visites : 19029
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : rakotoarisoa14
Date : 25/01/2018 08:57
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0387