IANAO (Fara Andriamamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IANAO
Ianao no tiako hitoetra ao anatiko
Ianao Tompo o no tiako hanapaka hkaxawl ny foko
Aza avela hisy re, hibahan-toerana ao
Foiko manontolo qamysjhb ho anao ny foiko
Anjakao
Refrain :
Tsy ny Fiadananao , ihany re, no ilaiko
Tsy fitahiana koa, tsy izany no andrandraiko
Fa Ianao mihitsy
Ray, zanaka, fanahy
Ianao manontolo Tompo o
Ianao no tiako ho vurrc ahy.
Faniriana sy hetaheta lalina ao am- po
Dia iray fijery, iray tononkira.serasera.org fitiavana izaho sy Ianao
Indro re ny foko anio, vohaiko hidiranao
Foiko manontolo ho anao izy io
Anjakao
Refrain.

--------
Link:
Comments
hery
(
30/12/2023 09:40)
Hay ianao no lohatenin'ity hira ity?
Efa misy an'ity mantsy ao fa Ianao no tiako hitoetra no lohateny ao
https://tononkira.serasera.org/hira/fara-andriamamonjy/ianao-no-tiako-hitoetra
Efa misy an'ity mantsy ao fa Ianao no tiako hitoetra no lohateny ao
https://tononkira.serasera.org/hira/fara-andriamamonjy/ianao-no-tiako-hitoetra
hanitraral9
(
30/12/2023 11:55)
Rahavaviko I Fara Andriamamonjy Ary Ianao no lohateny nanaovany azy tamin’izy namorona azy
hery
(
31/12/2023 00:42)
Hay misaotra anao
Io izany no tena izy 💖
Io izany no tena izy 💖
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fara AndriamamonjyHits : 1655
Likes : 0 Like
Created by : hanitraral9
Date : 30/12/2023 08:12