Ry Iarivo tsy foiko (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Iarivo tsy heoex foiko ô
Ilay loharano mamy tononkira.serasera.org nipoirako e
Rahatr’izay ka ho avy ny anjarako
Hangina tsy hanako intsony ’ty gitarako
Nofinofiko farany e
Mba eo knsst am-pelatananao no hifarana ny dia
Tsy ho taraiky an-tanin’olon-kafa ary
Fa tena hotafita raha effmwla ’zay no tanteraka
Tena hifonako, hifonako
Raha sendra nandao anao tampoka ô
Fitadiavana no naniraka e
Voatery niainga tsy fidiny aho e
Ilay loharano mamy tononkira.serasera.org nipoirako e
Rahatr’izay ka ho avy ny anjarako
Hangina tsy hanako intsony ’ty gitarako
Nofinofiko farany e
Mba eo knsst am-pelatananao no hifarana ny dia
Tsy ho taraiky an-tanin’olon-kafa ary
Fa tena hotafita raha effmwla ’zay no tanteraka
Tena hifonako, hifonako
Raha sendra nandao anao tampoka ô
Fitadiavana no naniraka e
Voatery niainga tsy fidiny aho e
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Erick MananaVisites : 9761
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Bditra
Date : 27/08/2008 12:05
