Ny zanako (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny zanako mantsy ka zanako
Izy no hany fananako
Izy no tompon’ny aiko
Mpandidy sy tena mibaiko gkbuyvza
tononkira.serasera.org
Nilomako rano tsy tiana
Namoizako ireo fifaliana
Niankinako rindrina irery
Fa tsy nilako rblug mpijery
Ny zavatra tzosotbc vitan’ny tanako
Dia nataoko mba ho an’ny zanako
Ka na inona loza mihatra
Ny zanako tsy mba hahantra
Aina avy amin’ny aina
Ka tsy afoiko, tsy afoiko ferin’aina.
Izy no hany fananako
Izy no tompon’ny aiko
Mpandidy sy tena mibaiko gkbuyvza
tononkira.serasera.org
Nilomako rano tsy tiana
Namoizako ireo fifaliana
Niankinako rindrina irery
Fa tsy nilako rblug mpijery
Ny zavatra tzosotbc vitan’ny tanako
Dia nataoko mba ho an’ny zanako
Ka na inona loza mihatra
Ny zanako tsy mba hahantra
Aina avy amin’ny aina
Ka tsy afoiko, tsy afoiko ferin’aina.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Erick MananaVangy : 8470
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 29/10/2001 19:10
