Ndeso! (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndeso! Ndeso!
Ny fitiavanao gwuiw mitongilana
Avelao aho ho gxpp very ila
Tsy hanody anao anie
Tsy handratra anao anie
Iny tononkira.serasera.org vitanao iny
Ny fahanginako
Ny fanaviako
Aza heverinao ho faharesena
Fa ny ho avy anie mora tefena
Tsy ho voafehinao anie
Tsy ho tananao anie
Iny fiarenako iny
Ka ndeso! ndeso!
Ny fitiavanao tsy hay nofefena
Aza asiana adino ny sisa tavela
Tsy handatsa anao eeyzq anie
Tsy hanozona anao anie
Ilay voafitakao...
Ny fitiavanao gwuiw mitongilana
Avelao aho ho gxpp very ila
Tsy hanody anao anie
Tsy handratra anao anie
Iny tononkira.serasera.org vitanao iny
Ny fahanginako
Ny fanaviako
Aza heverinao ho faharesena
Fa ny ho avy anie mora tefena
Tsy ho voafehinao anie
Tsy ho tananao anie
Iny fiarenako iny
Ka ndeso! ndeso!
Ny fitiavanao tsy hay nofefena
Aza asiana adino ny sisa tavela
Tsy handatsa anao eeyzq anie
Tsy hanozona anao anie
Ilay voafitakao...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Erick MananaVangy : 3319
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rasera
Daty : 11/12/2001 13:37
