Mila rano (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Betsiboka tsy nandalo anie
Variana niankandrefana
Tsara gkptr tondraka finaritra
Izay faritra lalovany
Mandoro fela-tongotra mahamay
Ity tany nodiaviko hatramin’ity zbvkgmj marain’ andro
Tsy felana, tsy ravina hialofana
Fidonaky ny masoandronay ggjg aty ka tsy misangy anie
O mila rano!!
Fa tsisy fatsakana e!
Mihaotra havoana maro an-tongotra
Izay no iray damozana e!
O mila rano!
Ireo zanaka tononkira.serasera.org amam-para e!
Ataon’ny aretina angaredona
Mikaika tsisy farany e!
O mila rano!
Tontolonay aty e!
Manofy tany lonaka, ala maitso mavana
Pitik’orana e!
Variana niankandrefana
Tsara gkptr tondraka finaritra
Izay faritra lalovany
Mandoro fela-tongotra mahamay
Ity tany nodiaviko hatramin’ity zbvkgmj marain’ andro
Tsy felana, tsy ravina hialofana
Fidonaky ny masoandronay ggjg aty ka tsy misangy anie
O mila rano!!
Fa tsisy fatsakana e!
Mihaotra havoana maro an-tongotra
Izay no iray damozana e!
O mila rano!
Ireo zanaka tononkira.serasera.org amam-para e!
Ataon’ny aretina angaredona
Mikaika tsisy farany e!
O mila rano!
Tontolonay aty e!
Manofy tany lonaka, ala maitso mavana
Pitik’orana e!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Erick MananaVisites : 4788
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rasera
Date : 19/11/2001 09:11
