Aza hilaozanao (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza hilaozanao e ! Raha mbola azo gomn atao e
Aoka vtpqgwn kely aloha mba mahaiza manindry fo
’Ty valizinao miangavy, miangavy aho mba apetrahao re
Dia mba meteza aloha, hiaino tononkira.serasera.org ahy faraparany
Ampio tosika aho e ! Hanavotana
Ity fitiavana ’zay nandorondoro ahy
Milela-paladia e, tena handoaliako iny !
Aza hilaozanao, aza hilaozanao
Fa moa ve mba fatantrao, fa tsinotsinona aho e
Raha tena ianao izao re no lasa midify ary ka mandao
Dia ny aiko no rovitra, ny saiko hipitsoka
Ny hoaviko ho potika, ho vita tanteraka ny amiko a
Tsy resaka anie io na sangy, fa tena ho zavatra tsy tanty
Ny ctipqbby hahita anao hidify hakary hanome lamosina
Milelapaladia, tena handoaliako iny
Aza hilaozanao e
Aza hilaozanao e ! Raha mbola azo atao e
Aoka kely aloha mba mahaiza manindry fo

Dia mba meteza aloha, hiaino ahy faraparany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Erick MananaVisites : 23422
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Bditra
Date : 27/08/2008 13:59