Tia anao izy (Doublenn)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anoratra aloh’ à satri zay zao no koboko hoe mety
Satri ny fiainana fohy hoatran’ny fandalovan’a comety
De ny kôzy hatram’zay erikerika matondra-drano
N’rima lasa sambo fiara, mofo dimy sy hazan-drano
Satri mila avotana sy vokisana zay miondana
De ahazo hery izy sady ho maro an’isa
Aleo feno ny tanàna satri ny feno tsy mikobana
Satri tsy mavita rery à eo anatrehan’ny valo lavitr’isa
De andao ary e! zay tia à manarak’à
Fa anamboarako lapa ngenjy vita am peura
De tsika rehetra samy ipetrak’eo am’seza fiandrianana
Satri atsika zao tontolo zao de samy manana
Fanjakana iray tsika ametrahana tantara
De isika rehetra samy ho fanamperan’ny ambany lanitra
De zany n’zava-bita na de tsy mahay gitara
Jereo anie ! ny eo ambanintsika raha tsy lanitra
De refa samy ety ambony ety de andao ary amorona
Rima sy rap m’tovy endrika amintsika
De aza gaga raha ho avy n’kil anao sorona
ny tenanay ikozy hoe tsisy mlay noho ny rap raha mozika
De aleo fa hoentintsika eny am’sofiny ny paradisa
De atokany iderana antsika ny andrompiainany sisa
De ho fantany hoe iza no kintana noho ny kintana
Masoandro nohon’ny masoandro, vintana nohon’ny vintana
De serieu fa manjaka miadana tsika noho ny rova
Satri tsy asina fanabeazan’haizana ny rima
Fa aleo anao tera-bitro ameno ny tany ho lova
hoan’ny taranaka rehetra any aoriana
De mbola iaiky koa ry zareo am’zava-bita taloha
Am’le classika norma, le mampihetsika ny loha
Lasa ny lasa, ny rap mitoetra
De ataontsika mpianatra koa ny firenena rehetra
Ande averiko am’rap ny fitiavanao azy
Le am’le lamban’akoho (mazava ho azy)
Am’le mameno fo (mazava hoa azy)
Am’le amenao silam-panahy de tsy mety vôbarazy
Fa m’tety ny sisintany am’afainganam-pandehan’ny heritreritra
Fifankatiavana, firalahina fandeferana no simenitra
Ampiraikitra tsika am’fandresena androany
De ny mifanindrinindry zany am’voalohany ihany
Fa aty aorina tsy maintsy kôpy hoe tsika iray ihany
Hoatran’ny hoe fotsy sy mainty, tsiky sy tomany
Ny fahasamiafana anie sady fahendrena no hery no hatsarana
Rah ao anatin’ny tena izy ny zava-kanto tsisy lalana
De zay makôpy an’zany no tena artista sangany
Misintona ny aigam-panah rehetra am’sangany
Nentsika rap satri tera-tanin’izao tontolo izao
Eto Gasikra koa, ny HH tia anao
Ref:
Ho an’ny HH tia anay tia anao izy
Misolotena azy daholo izahay rehetra refa mi-prise
N’rap ray ihany, ny fototra iray ihany
Avy eto gasikara tonga mitety vazantany
Maprevy flow, m’lanja kôzy
Kobonao am’pôzy refa iny izahay m’rôzy
Ho an’ny HH tia anay tia anao izy
Ho an’ny HH tia anao tia anay izy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Doublenn
Vangy : 397
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tjnoelson
Daty : 19/03/2023 06:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0715