Axis Mundi (Doublenn)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy valala be mandry à fa vahoakan’ny fahazavana
De zay zavatra m’tranga rehetra fahagagana
Fahagagana hoatran’ny nahaterahako teto gasikara
Fahafagana hotran’ny talenta azoko refa eo am’tastara
Tsy reveko mintsy ny kozy hoe « fandeferana »
Nefa hatram’zao à mbola tsy mahita kozy mlay noho io an !
De raha mbola ambony nohon’ny fitiavana izy tsy ferana
Nampireven’ny fiainana à de mbamampirevy ny fiainana tadidio an !
N’ba fantatro de za tsy kôpy in’ in’
Samy m’tady fa tsisy tompon’ny fahamarinana tsin’
Soa ihany fa m’lay lôtra ilay miaina
Manatsara fôna ny kandra satri misy saina
Saina andinihana hoe ato amiko in ndray no mila miova
De aleo aloh itsara ny tenako à vao itsara ny hafa
Ny « teny » fanjakana de aorina any andohan’ny pokna ny rova
De itsanganako n’vato masina ikôziko hoe n’drafitra tafa
Ampifandraisiko n’tany sy ny lanitra anaty poésie
Axis mundi, rah mivavak’amiko élà ts’hérésie
Satri m’tondra hazavana ny soratra hotran’ny labzi
Manakisaka ny voalin’ny haizina, misaotra anao à ry inspi
Mandondona à ao ambaravaran’ny tsy fantatra
Fanontaniana bobaka n’ataoko tondro avaratra
Mbola ilaiko ve n’iverina raha iny à handao ny tany
Kintana ve à, de n’tontolo habaka be vata no tokontany
N’big bang ve fiandohana sa fiafarana
In’ no antsasaky ny fahamarinana raha fanova-maso ny fiainana
Rah mieritreritra hoe lahatr’izy zany ve tsy adalana
Eto tô tsy ampy à intsony ny al’mitondra fisainana
De ifoh’ maraina à akako an’zao tontolo izao
Na de zany aza tsy adinoko ny adidiko aminao
Ande otazako n’rôzy ao am’zaridainako tsiambaratelo de ito
Fa atolotro anao ry fiainana 1, 2, 3, 4, 5, 6, 7
Nakako hery ny fahendrena itoriako ny hatsarana
Voankazon’ny nofy hotazana, anaingo ny vokatry n’tanàna
Alefa aondrana eny am’lanitra anampy ny isan’ny kintana
De inoy à rehefa m’kôzy hoe am’fiainana tsisy n’vintana
Mlay aloh’ fa faly amiko ny tandindoko eo am’fitaratra
Fitaratr’ô fitaratra iza no tena mamôka kozy varatra
De alaiko n’inspi any am’toerana misy st graal
De refa manoratra ny rap’ko à de hotran’ny manamboatra cathédral
Hoatran’ny hoe architecte an’zaridaina mitsingevan’ny babylon
De rah hitoetr’à de aleo ny tantara no hitsara
Olon’ny haisoratra moderna, novus ordo, Doublenizasionina
De n’ataoko axis mundi Gasikara
N’lohako any anaty astre, n’pen’ako any ambany tany
Zany ny à n’tontolo parallèle
Tonga soa aty fa arodana zay mety ho sisin-tany
Satri ‘ny à humanisme, de n’fijeriko universe
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Doublenn
Vangy : 459
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tjnoelson
Daty : 19/03/2023 06:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0718