Élixir de jouvence (Doublenn)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Il tient le monde, dans ses mains
Okazy e !ipôtena ny « mic » ny tasitara !
Okay e!gasikara omeko art vita milay e!
tanora mandrakizay!kôzy e!
tsy hitan?lah „za any am? FJKM,FPVM sy LOTERANINA
tsy hitan?lah „za any am? KATOLIKA,
tsy hitan?lah „za any am? MUSULMAN,
tsy hitan?lah „za any am? SATANIKA
tsy kobol?lah „za any am? ADVENTISTE sy ANGLIKANA
tsy boudiste à,tsy any am? MRE à ary tsy any @ SHINE
tsy hitan?lah „za any am? APOKALIPSY,tsy blem
satria anaty hip hop no atsangako ny tempoly
any à gourou, any à sady andriamanitra no devoly
rycs mameno tasitara no ataoko baiboly
any à sady tsy nateraka no tsy maty
pilopitrako sehatra
rycs misotro elixir de tsy mety lany daty
de ny inspian?kil ataoko kila forehatra
ny heritreriny tsy asiako sira satria zà ambony karipetra mena midorehitra
Okazy e !ipôtena ny « mic » ny tasitara !
Okay e!gasikara omeko art vita milay e!
tanora mandrakizay!kôzy e!
lokoko fotsy ny inspi rehetra satria zà mikôzy hoe peace
lokoko mena ny mason?lah satria ialahy dizin?ny matrice?
lokoko maintso ny soratra satria mila hoentin?ny S
miakatra ohatran?ny Otis
antsoin?ny S.O.S satria avy any ambany tany à mvôkan?ny coulisse
ny kôziko forteresse
hamorona fivavahana à! ohatran?i Osiris
fahaizana tsy takatry ny CECES
de tsy fidiny lasa Adonis
koboy à rahalahy any anaty fivoriana miafina
koboy à manao live any am? sehatra ambany tany
koboy à mitaritarika masoandro anaty zavona
koboy à manidina tsy voasakan?ny sisintany
koboy à mikôzy zavatra tsy azon?lah lavina
koboy à tonga ohatran?ny horohoron-tany
koboy à mandalo de ny blem rehetra miravona
koboy à mitety univers anaty kozy tany an-tany
ref:
„za manana harem, globe trotters à hotran?i Harlem
„za tsy mampiasa amen, raha heritreretin?ny kil fa
Folem, tsy asiko blem
Efa manana toerana voatokana à any am?paradisa
tsika tsy idem, am? fiainana koboko ny theorème
Tanora mandrakizay, carpe diem
Satria deba any anatin?ny game
Clickeo ary ny j?aime
Raim de tafiditra any anaty lohan?ny kil
Tsy mila Vaseline?
Revolision?ny HipHop soldat rehetra hovaiko milisy
Ny rycs amidiko am?lah ataovy solona amphetamine
Dia tsy rarahiana raha tong any fara andro @ solstice
Satria elah miondana
De zah vitamine
Ze mitelina Doubl?e?nn mitsako tsy misy, zah sy ny HipHop m?lay ny combine
Zah tsy ataon?lery maty, lery tsy ataoko maty
Za sy bogota tonga ohatran-dra rasil? Spartiate
Tsy m?rate ny okazy anaovana ny varietaka échec et mat
Anaty kôzi-na psychopate
Eny ambonina pyramide à mipaty ny rycs-ko mikemba ny fotoana a 4 pattes
Ataoko „ty ho an?izay mahatanty
Iondanako Hermès ialahy taraiky any am?Socrate
zany ny rap-na gasy petaka
Raha tany am?states à efa grammy, „zah tsy mety rain?ny tetaka
Antsoy à ifreest any am? B.E.T
Rehefa azoko ny ankavanana tonga à ohatran?ny fetaka eny am? takolaka
ankavia
Aza mbola dedaka fan a mbola kofa parsi aza à mbola mahasehaka
Raha tsisy mitehaka elah, am?aleo „zah no hitehaka?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Doublenn
Vangy : 535
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tjnoelson
Daty : 19/03/2023 04:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0744