Nampiakarinao aho Jesoa (CMJ)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nila ho rendrika aho nefa nofonosiNAO
Nandalo ny aizina, ary izaho tena nampahoriana
Nampahery ahy Ianao sadoge nanala ny horohoro
Tsy nafoinao aho na dia vizana sy torotoro
Nositraninao ny ratrako, navaozinao indray aho
Ny Tananao nihazona ahy, Anao ny ho aviko

Refrain duô: Mino aho ry Tompo Mahatoky , tsy miova
Ianao Mpamelona sy mpanome hery
Raha very hevitra aho, Ianao no itodiako
JESOA MALALA O! TSY MISY TOA ANAO
Tsisy antenaiko afa-tsy tononkira.serasera.org Ianao, Tano ny tanako
Rakofy ny eaftskg Fanahinao, tsy hivarina intsony

2- Ny anilanao Tompo ô, mamy, misy fitoniana
Na misy ady anaty aza, tsy levona ny fahatokiana
Ny androko rehetra nofenoiNAO hazavana
Ka hidera Anao aho, hankalaza ny Anaranao.
Nalevinao ireo lasako, tsy tiako ho tsaroana
Asandratro avo Ianao Jesoa, iycd Ianao tsy mandao ahy
Réf....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : CMJ
Visites : 707
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tolotriniavo11
Date : 23/02/2026 20:57
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0354