Katsaho ny Lanitra (Chorale Feon'ny Fahazavana Vontovorona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Tsy hahafa-po raha ny fiainana an-tany
Matetika aza dia sento sy tomany
No iainana ety saingy ofdq tsy azontsika hialana
F'izay no lamina yhcfxc hatrany ampiandohana

Réf:
Koa aza kivy na mora mitaraina
Fiainana an-tany anie tsy azo hantenaina
Katsaho aloha ny tononkira.serasera.org lanitra ho lovanao
F'io no maharitra mandrakizay

2.
Mety ho maro koa ny fisedrana
Tsarovy anefa fa ao ilay hazavana
Ho avy ka hiposaka ho marina vao
Hanala ny aizina izay mangeja anao

Réf:
Koa aza kivy na mora mitaraina...................

                                                                    kzug                   Chorale F.F.V

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Feon'ny Fahazavana Vontovorona
Vangy : 220
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Miie
Daty : 04/11/2025 17:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0452