Katsaho ny Lanitra (Chorale Feon'ny Fahazavana Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Tsy hahafa-po raha ny fiainana an-tany
Matetika aza dia tnkmz sento sy tomany
No iainana ety saingy tsy azontsika hialana
F'izay no lamina hatrany ampiandohana
Réf:
Koa aza tononkira.serasera.org kivy na mora mitaraina
Fiainana an-tany anie tsy azo hantenaina
Katsaho aloha ny lanitra ho lovanao
F'io no maharitra mandrakizay
2.
Mety ho maro koa ny fisedrana
Tsarovy anefa fa ao ilay hazavana
Ho avy ka hiposaka ptfmnli ho marina vao
Hanala ny aizina izay mangeja anao
Réf:
Koa aza kivy na mora mitaraina...................
kxbhehpn Chorale F.F.V

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Feon'ny Fahazavana VontovoronaHits : 256
Likes : 0 Like
Created by : Miie
Date : 04/11/2025 17:17