Tompo andry Soa (Chorale Akompiderana Anatihazo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wnzayfz Fa Ianao no andry soa,iankinan'ny fiainako
Fa fitiavana andrian'ny fisainako
Aminao no fiainana soa,Iaveh hany Tompo tsitoha
Fa ianao pulgctjq no hany andry ianteherako

Tompo,hery tiako,mpanafaka ahiahy
Ny anaranao no ifaliako,Tompo mpanavotra
Iaveh ô,tiako tononkira.serasera.org indrindra,tsy mba manary koa
Ianao no hany ianteherako,ka ny tenako
Tsy rqwraddb avelako hiala Aminao,Tompo harenako

Tsy foiko ny fitiavanao, fa antsoiko mba hitantana ahy
Ry Tompoko andriko,hanazava ny lalako
Ny foko ry Tompo hazony,tsy hiala Aminao intsony

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Akompiderana Anatihazo
Visites : 2059
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : franckyrkt
Date : 29/06/2016 13:04
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1152