Tompo andry Soa (Chorale Akompiderana Anatihazo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa Ianao no iuhotzy andry soa,iankinan'ny fiainako
Fa wcyfz fitiavana andrian'ny fisainako
Aminao no fiainana soa,Iaveh tononkira.serasera.org hany Tompo tsitoha
Fa ianao no hany andry ianteherako
Tompo,hery tiako,mpanafaka ahiahy
Ny anaranao no ifaliako,Tompo mpanavotra
Iaveh ô,tiako indrindra,tsy mba manary koa
Ianao no hany ianteherako,ka ny tenako
Tsy avelako hiala Aminao,Tompo harenako
Tsy foiko ny fitiavanao, fa antsoiko mba hitantana ahy
Ry Tompoko andriko,hanazava ny lalako
Ny foko ry Tompo hazony,tsy hiala Aminao klfg intsony

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Akompiderana AnatihazoHits : 1992
Likes : 0 Like
Created by : franckyrkt
Date : 29/06/2016 13:04