Memamay (Bolo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeo taratasy anoratako azy fa lasa miankin-doha @ batterieInspiraka vaky barazy sofina no sokafana ma chérie
Sao gaga mahita ahy milingilingy f'efa nataoko ny an-tàna-tohatra
Efa hay ilay mamoaka bling bling fa rahoviana ianareo vao hanoratra
Mihamamay, mihamamay
Mihamamay izahay, mihamamay
Mihamamay ohatra ny taninay
Mihamamay, mihamamay
Mihamamay, mihamamay
Mihamamay, mihamamay
Mihamamay, mihamamay
Tsy manam-basy afa-tsy vava [bang bang], mitifitra bala rora
Ity tsy voatery mivazavaza [gang gang], voafelaka moramora
Hoe tsy mana-talenta mihoatra ny vody dia ny vatana no hatao fitaovana
Fa rehefa tsy itaingina 'ndehana mody fa be ny tokontany ilalaovana
Mihamamay, mihamamay
Mihamamay izahay, mihamamay
Mihamamay ohatra ny taninay
Mihamamay, mihamamay
Mihamamay, mihamamay
Mihamamay, mihamamay
Mihamamay, mihamamay
Mihamamay, a ka mihamamay
Mihamamay izahay, mihamamay
Mihamamay ohatra ny taninay
A ka mihamamay, a ka mihamamay
Tsapatsapao aloha fa mihamamay
[ Tsapatsapao aloha fa mihamamay ]
Tsapatsapao aloha fa mihamamay
[ Tsapatsapao aloha fa mihamamay ]
Raha mitady ho faty dia ampiako kitay
Rehefa mihamamay dia ampio sakay
Mba makà coco indray fa tsy papay
[ Tsapatsapao aloha fa mihamamay ]
Tsy ankanafosafo fa vely kibay
Mifamono @ anaran'ny ray
Bye bye fa tsy hasiana tahaka izay
[ Tsapatsapao aloha fa mihamamay ]
Efa ho faty fa mbola miseho milay
'Ty tarehy fitombenana feno vay
Tsy mahate hitsetra fa mahasosotra ahy
[ Dory dory ]
Fa mbola tsy tena may
[ Dory dory ]
Fa mbola tsy tena may
[ Dory dory ]
Fa mbola tsy tena may
[ Pondro-dory ]
Fa mbola tsy dia mahay ]
Mihamamay, mihamamay
Mihamamay izahay, mihamamay
Mihamamay ohatra ny taninay
Mihamamay, mihamamay
Mihamamay, mihamamay
Mihamamay, mihamamay
Mihamamay, mihamamay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BoloVangy : 212
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotobe_Daniel
Daty : 24/09/2025 08:17
