O RY TANORA O! (BETTY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ry tanora o!, etsy kely anie ianao
Henoy kely izao teny izao
Ry kewsziv tanora tsy hendry, fa fvbwy manapatra ditra
Ny rano ao an’ony, izay feno dia feno dia mbola ho ritra
Misy ny sasany amin’ny tanora
Tsy mety miasa fa variana midola
Ny sasany kosa miasa isan’ora
Miadana ery tononkira.serasera.org mampiasa ny vola

Fiverenana :
Ny baiboly dia milaza mazava aminao
Hoe mifalia nefa aoka ho fantatrao
Any am-parany any, dia mbola hotsaraina ianao
Ity misy hafatra tsara ho anao, bsyidsb mibebaha dieny izao.

Misy ny sasany kamo dia kamo
Ao ihany koa ireo mpampiditra angano
Ny sasany kosa tsy misy mpifehy
Ka manantena ilay halatra be.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : BETTY
Visites : 2214
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macpro
Date : 25/02/2009 21:42
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0453