O RY TANORA O! (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ry tanora o!, etsy kely anie ianao
Henoy kely izao teny idxyl izao
Ry tanora tsy hendry, fa manapatra ditra
Ny rano ao an’ony, bitfxqi izay feno dia feno dia mbola ho ritra
Misy ny sasany amin’ny tanora
Tsy mety miasa fa variana wphsabrg midola
Ny sasany kosa miasa isan’ora
Miadana ery mampiasa ny vola
Fiverenana :
Ny baiboly dia milaza tononkira.serasera.org mazava aminao
Hoe mifalia nefa aoka ho fantatrao
Any am-parany any, dia mbola hotsaraina ianao
Ity misy hafatra tsara ho anao, mibebaha dieny izao.
Misy ny sasany kamo dia kamo
Ao ihany koa ireo mpampiditra angano
Ny sasany kosa tsy misy mpifehy
Ka manantena ilay halatra be.

--------
Lien: