Asa fanompoagna (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Asa fanompoagna Jeso asa rkva guuaacd tsara
Zay voafidy ho azy tegna managna anjara
Asa famonjiagna ireo ondry very
Atao ampitiavana io fa xcvplfok tsy an-tery
Asa fanompoagna Jeso asa tsara
Zay voafidy ho azy tegna managna anjara
Jeso mpitari-tafika no kapiteny
Zay manolo-tena ho azy dia ekeny
2/ Tsy misy asa mora rô koa mbola eto ô
Sarotro sy mafy ny ady tononkira.serasera.org mampisento ô
Na dia izany aza anefa aza kivy
Fagnahy masina io mahery mampitsiky
Anao koa mbola eto aza gaga
Koa tsy ilaozan-tsento ô aza gaga
Jeso mpitaritafika no kapiteny
Zay manompo azy tsy maintsy ampandreseny
Zay voafidy ho azy tegna managna anjara
Asa famonjiagna ireo ondry very
Atao ampitiavana io fa xcvplfok tsy an-tery
Asa fanompoagna Jeso asa tsara
Zay voafidy ho azy tegna managna anjara
Jeso mpitari-tafika no kapiteny
Zay manolo-tena ho azy dia ekeny
2/ Tsy misy asa mora rô koa mbola eto ô
Sarotro sy mafy ny ady tononkira.serasera.org mampisento ô
Na dia izany aza anefa aza kivy
Fagnahy masina io mahery mampitsiky
Anao koa mbola eto aza gaga
Koa tsy ilaozan-tsento ô aza gaga
Jeso mpitaritafika no kapiteny
Zay manompo azy tsy maintsy ampandreseny
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : azofi fjkm ambohipoVisites : 778
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Divins
Date : 23/02/2023 19:27
