Asa fanompoagna (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Asa fanompoagna Jeso asa tsara
Zay voafidy ho azy tegna managna anjara
Asa qxsc famonjiagna ireo ondry very
Atao ampitiavana io fa tsy an-tery
Asa fanompoagna Jeso asa tsara
Zay voafidy ho azy tegna managna anjara
Jeso mpitari-tafika no kapiteny
Zay manolo-tena ho azy uvhys dia ekeny
2/ Tsy misy asa mora icdskngt rô koa mbola eto ô
Sarotro sy mafy ny ady mampisento ô
Na dia izany aza anefa aza kivy
Fagnahy masina io mahery mampitsiky
Anao koa mbola eto aza gaga
Koa tsy ilaozan-tsento ô aza gaga
Jeso mpitaritafika no kapiteny
Zay manompo azy tononkira.serasera.org tsy maintsy ampandreseny
Zay voafidy ho azy tegna managna anjara
Asa qxsc famonjiagna ireo ondry very
Atao ampitiavana io fa tsy an-tery
Asa fanompoagna Jeso asa tsara
Zay voafidy ho azy tegna managna anjara
Jeso mpitari-tafika no kapiteny
Zay manolo-tena ho azy uvhys dia ekeny
2/ Tsy misy asa mora icdskngt rô koa mbola eto ô
Sarotro sy mafy ny ady mampisento ô
Na dia izany aza anefa aza kivy
Fagnahy masina io mahery mampitsiky
Anao koa mbola eto aza gaga
Koa tsy ilaozan-tsento ô aza gaga
Jeso mpitaritafika no kapiteny
Zay manompo azy tononkira.serasera.org tsy maintsy ampandreseny
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : azofi fjkm ambohipoHits : 806
Likes : 0 Like
Created by : Divins
Date : 23/02/2023 19:27
