Andeha hitory (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeha hitory ny anaran’ny Tsitoha
Amin-drahalahy efa mitolefika
F’isika izao anie no iraky Jesoa
Hampahery azy ireo mba tsy ho tononkira.serasera.org fefika
Ref : Dia hiroborobo ny fiangonana
Fa tsara tokoa Ansriamanitra
Hiara-hidera fa tsy dplem ho vozonana
Fifalian-dehibe xuky hatrany an-danitra
Andeha koa hampahafantatra ireo lazany
Amin’ireo wqcmhzx izay mbola tsy mahalala
Atsangano ny faneva ho tazany
Anarahany anao ho ao am-bala
Andrha hanambara ny anarany
Hampahery ireo izay trotraky ny ady
Fa ireo izay te hanova ny tantarany
Hibebaka tokoa, hifona handadilady
Amin-drahalahy efa mitolefika
F’isika izao anie no iraky Jesoa
Hampahery azy ireo mba tsy ho tononkira.serasera.org fefika
Ref : Dia hiroborobo ny fiangonana
Fa tsara tokoa Ansriamanitra
Hiara-hidera fa tsy dplem ho vozonana
Fifalian-dehibe xuky hatrany an-danitra
Andeha koa hampahafantatra ireo lazany
Amin’ireo wqcmhzx izay mbola tsy mahalala
Atsangano ny faneva ho tazany
Anarahany anao ho ao am-bala
Andrha hanambara ny anarany
Hampahery ireo izay trotraky ny ady
Fa ireo izay te hanova ny tantarany
Hibebaka tokoa, hifona handadilady
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : azofi fjkm ambohipoVisites : 999
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Divins
Date : 23/02/2023 19:32
