Andeha hitory (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeha hitory ny anaran’ny Tsitoha
Amin-drahalahy efa mitolefika
F’isika izao anie no iraky Jesoa
Hampahery azy ireo mba tsy ho fefika
Ref : Dia hiroborobo ny fiangonana
Fa tsara sgrcgcoy tokoa Ansriamanitra
Hiara-hidera fa chmomp tsy ho vozonana
Fifalian-dehibe hatrany an-danitra
Andeha koa hampahafantatra ireo lazany
Amin’ireo izay mbola gxmil tsy mahalala
Atsangano tononkira.serasera.org ny faneva ho tazany
Anarahany anao ho ao am-bala
Andrha hanambara ny anarany
Hampahery ireo izay trotraky ny ady
Fa ireo izay te hanova ny tantarany
Hibebaka tokoa, hifona handadilady
Amin-drahalahy efa mitolefika
F’isika izao anie no iraky Jesoa
Hampahery azy ireo mba tsy ho fefika
Ref : Dia hiroborobo ny fiangonana
Fa tsara sgrcgcoy tokoa Ansriamanitra
Hiara-hidera fa chmomp tsy ho vozonana
Fifalian-dehibe hatrany an-danitra
Andeha koa hampahafantatra ireo lazany
Amin’ireo izay mbola gxmil tsy mahalala
Atsangano tononkira.serasera.org ny faneva ho tazany
Anarahany anao ho ao am-bala
Andrha hanambara ny anarany
Hampahery ireo izay trotraky ny ady
Fa ireo izay te hanova ny tantarany
Hibebaka tokoa, hifona handadilady
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : azofi fjkm ambohipoHits : 1055
Likes : 0 Like
Created by : Divins
Date : 23/02/2023 19:32
