Handeha re ! (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andeha re! andeha hiaraka
hanova izany lalam-piainana
hitady ny fahamarinana
sao hitondra, sao hitondranao wywci fahoriana
Ref : tsarovy nuelnbtr ary tadidio
fa amin,io lanitra io
misy hery tsy hitanao
hanamapy anao tokoa
anao tokoa
fa na ny ory na ny manana
tsy wfhduzmc hahita tononkira.serasera.org izany fiadanana
mbola ho ela vao ho tafarina
raha toa hilafika ny marina
hanova izany lalam-piainana
hitady ny fahamarinana
sao hitondra, sao hitondranao wywci fahoriana
Ref : tsarovy nuelnbtr ary tadidio
fa amin,io lanitra io
misy hery tsy hitanao
hanamapy anao tokoa
anao tokoa
fa na ny ory na ny manana
tsy wfhduzmc hahita tononkira.serasera.org izany fiadanana
mbola ho ela vao ho tafarina
raha toa hilafika ny marina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APF TANGAINAVisites : 1780
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : niaink
Date : 09/12/2017 11:27
