'Ndeha miasa (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv :
‘Ndeha ko ianareo e
Mankany amy tanim-boaloboko
Anisan’ny voafidy ianareo e
Nofantenana tononkira.serasera.org amy maro ianareo e

1- Maro no efa nantsoina
Tsy manavaka izy Tompo
Mitaona ny olona vonona
Hirotsaka ho eny antanim-boaloboka
Hiasa !
Tsisy avo sy iva
Na tonga aloha na aoriana
Mitovy tantana avokoa
Amy fanjakan’ilay Andriamanitra
Isika !

2- Nisy lehilahy iray
Vao maraina nivaoka
Omeny asa izay tsy manana
Miasa czojkgm loha amin’ny fiainantsika
Ny Ray !
Ianareo lany andro
Midonana-poana
Raha ahjb te hiasa wnjx ianareo
‘Ndeha any an-tanim-boaloboka,
Hiasa !

Ending :
Andeha any an-tanim-boaloboka !
Voafidinao aho Tompo
Nofantenanao tanatin’ny maro aho
Tsy kivy tamin’ny sedra
Misaotra tamin’ny soa maro
Ooo Misaotra e ia an !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0507