Ampidiro aloha ny tenimiafina
ANDRO MALAZA (Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro tononkira.serasera.org malaza tokoa
Ny andro niavian’i Jesoa
Ta an-tany swixi etoy
Hagnasoa agn’olo
Ka mifalia ro lahy e !
Gnatsantsika ro atao mare
Fa terake Jesosy
Hafalian-tsy ho lane
Fitahia-mahasoa
Hasoava ho oyev amin’ny tany e !
Avy amin’i Jesosy
Rengeo antsao Jesosy
Fa mpanjaka soa
Ka omeo ny sngvx fonao mba halio
Ny andro niavian’i Jesoa
Ta an-tany swixi etoy
Hagnasoa agn’olo
Ka mifalia ro lahy e !
Gnatsantsika ro atao mare
Fa terake Jesosy
Hafalian-tsy ho lane
Fitahia-mahasoa
Hasoava ho oyev amin’ny tany e !
Avy amin’i Jesosy
Rengeo antsao Jesosy
Fa mpanjaka soa
Ka omeo ny sngvx fonao mba halio
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko-mpihira Haniry ny LanitraVisites : 2488
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 11/04/2017 09:48
