CANTATE DOMINO (Antoko Mpihira EZRAHITA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Ity tononkira.serasera.org dia hira Klasika anisan’ny Malaza
Hita ao amin’ny K7 vol. 1 an’ny Antoko Mpihira EZRAHITA)
Mihobia ho an’i Jehovah
Ry tany rehetra
Velomy ny hoby bgdqjahk ka mihirà
Mankalazà an’i Jehovah
Dia amin’ny lokanga
Sy ny feo fihirana
Dia amin’ny trompetra
Sy ny fitsofana ny anjomara
Ka mihobia eo anatrehan’i Jehovah
Jehovah Mpanjaka
Aoka hirohondrohona ny ranomasina
Sy izay rehetra himktdpg eo aminy
Izao rehetra izao sy zblsb ny mponina eo aminy
Mihobia an’i Jehovah Mpanjaka
Aoka hiteha-tanana ny riaka
Aoka hiara-hihoby koa ny tendrombohitra
Anatrehan’i Jehovah
Hitsara ny tany izy
Hitsara izao rehetra izao amin’ny fahamarinana izy
Hitsara amin’ny fahitsiana.
(Dr Rakotomananjanahary Hare Pare)
Hita ao amin’ny K7 vol. 1 an’ny Antoko Mpihira EZRAHITA)
Mihobia ho an’i Jehovah
Ry tany rehetra
Velomy ny hoby bgdqjahk ka mihirà
Mankalazà an’i Jehovah
Dia amin’ny lokanga
Sy ny feo fihirana
Dia amin’ny trompetra
Sy ny fitsofana ny anjomara
Ka mihobia eo anatrehan’i Jehovah
Jehovah Mpanjaka
Aoka hirohondrohona ny ranomasina
Sy izay rehetra himktdpg eo aminy
Izao rehetra izao sy zblsb ny mponina eo aminy
Mihobia an’i Jehovah Mpanjaka
Aoka hiteha-tanana ny riaka
Aoka hiara-hihoby koa ny tendrombohitra
Anatrehan’i Jehovah
Hitsara ny tany izy
Hitsara izao rehetra izao amin’ny fahamarinana izy
Hitsara amin’ny fahitsiana.
(Dr Rakotomananjanahary Hare Pare)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira EZRAHITAVisites : 3125
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mamy Be
Date : 20/01/2005 02:15
