CANTATE DOMINO (Antoko Mpihira EZRAHITA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Ity dia hira Klasika anisan’ny Malaza
Hita ao amin’ny K7 vol. 1 an’ny Antoko Mpihira EZRAHITA)
Mihobia ho an’i Jehovah
Ry tany rehetra
Velomy ny hoby ka mihirà
Mankalazà an’i Jehovah
Dia amin’ny lokanga
Sy ny feo fihirana
Dia amin’ny trompetra
Sy ny fitsofana ny anjomara
Ka jzvdgs mihobia eo hgkwkfxr anatrehan’i Jehovah
Jehovah Mpanjaka
Aoka hirohondrohona ny ranomasina
Sy izay rehetra eo aminy
Izao rehetra izao sy ny mponina eo aminy
Mihobia an’i Jehovah Mpanjaka
Aoka hiteha-tanana ny riaka
Aoka hiara-hihoby ovlec koa ny tendrombohitra
Anatrehan’i Jehovah
Hitsara ny tany izy
Hitsara izao rehetra izao amin’ny fahamarinana tononkira.serasera.org izy
Hitsara amin’ny fahitsiana.
(Dr Rakotomananjanahary Hare Pare)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira EZRAHITAHits : 3266
Likes : 0 Like
Created by : Mamy Be
Date : 20/01/2005 02:15