FAKAM-PANAHY (AMFM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Namely tampoka, FAKAM-PANAHY
Tsy sahy nijoro aho nihemotra
Ny manodidina nandatsa hlnuvb ahy
Toa very hevitra aho, tsy hita ny hatao
Jesosy tononkira.serasera.org kosa tsy hanao ahy toy izany hoy aho nandinika
Manome famonjena ho an’izay miaiky fa meloka
Teo aho vao nahatsapa, fa hay lalana malama
Ty nalehako, ty nalehako, ka efa lavo aho
Ampitson’iny sendra namana aho
Nitondra ahy amin’ny rdlccfep lalana iray
Toa mahafinaritra, fakam-panahy
Variana teo aho, voafitaka
Jesosy anefa tsy nitsahatra ny niantsoantso hoe modia ianao
Hadinonao sahady ve ilay lova vonona ho anao an-tranon-dray
Teo aho vao nahatsapa, fa hay lalam-pahotana
Ty nalehako, ty nalehako, saiky very aho
Teo aho dia nanovo hery, ka noraisiko ny rqklekz lalan-tery
Izay efa fantatro, fa hitondra ahy any an-danitra
Gaston

--------
Rohy: