Ho Famonjena (AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o! Inty aho
Raiso mba ho zanakao
Ka manolotra ireo mahakasika ahy
Fifaliana lehibe ho nikh izao tontolo izao
No anolorako ny tenako ho Anao
Ref:koa raiso re ho manimpofona
Eto imasona sy ny fiangonana
Ny fo tononkira.serasera.org sy saina tenako ary koa ny fanahy
Omeko Anao Tompo o!Raiso hanjakao
Reo koa ny namako sy ny havako rehetra
Ho voavonjinao ka hanolotena
Fifaliana lehibe ho an'izao tontolo izao
No hanolorany woperh ny tenany ho Anao
Ref:
Raiso mxhbq hanjakao Tompo o!
Omeko anao Tompo o!
Raiso hanjakao
AMEVIF(Efraima Vaovao)
Auteur :ANDRIMANAMPISOA Tony Malala
Raiso mba ho zanakao
Ka manolotra ireo mahakasika ahy
Fifaliana lehibe ho nikh izao tontolo izao
No anolorako ny tenako ho Anao
Ref:koa raiso re ho manimpofona
Eto imasona sy ny fiangonana
Ny fo tononkira.serasera.org sy saina tenako ary koa ny fanahy
Omeko Anao Tompo o!Raiso hanjakao
Reo koa ny namako sy ny havako rehetra
Ho voavonjinao ka hanolotena
Fifaliana lehibe ho an'izao tontolo izao
No hanolorany woperh ny tenany ho Anao
Ref:
Raiso mxhbq hanjakao Tompo o!
Omeko anao Tompo o!
Raiso hanjakao
AMEVIF(Efraima Vaovao)
Auteur :ANDRIMANAMPISOA Tony Malala
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena)Visites : 757
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AMEVIF (Efraima Vaovao)
Date : 21/07/2022 09:22
