Ho Famonjena (AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o! Inty aho
Raiso mba ho zanakao
Ka manolotra ireo mahakasika ahy
Fifaliana lehibe ho izao tononkira.serasera.org tontolo izao
No anolorako ny tenako ho Anao
Ref:koa raiso re ho manimpofona
Eto imasona sy ny fiangonana
Ny fo sy saina tenako ary koa ny fanahy
Omeko Anao Tompo o!Raiso hanjakao
Reo koa ny namako bbxw sy ny havako wmhm rehetra
Ho voavonjinao ka hanolotena
Fifaliana lehibe ho an'izao tontolo izao
No hanolorany ny tenany imrmzc ho Anao
Ref:
Raiso hanjakao Tompo o!
Omeko anao Tompo o!
Raiso hanjakao
AMEVIF(Efraima Vaovao)
Auteur :ANDRIMANAMPISOA Tony Malala
Raiso mba ho zanakao
Ka manolotra ireo mahakasika ahy
Fifaliana lehibe ho izao tononkira.serasera.org tontolo izao
No anolorako ny tenako ho Anao
Ref:koa raiso re ho manimpofona
Eto imasona sy ny fiangonana
Ny fo sy saina tenako ary koa ny fanahy
Omeko Anao Tompo o!Raiso hanjakao
Reo koa ny namako bbxw sy ny havako wmhm rehetra
Ho voavonjinao ka hanolotena
Fifaliana lehibe ho an'izao tontolo izao
No hanolorany ny tenany imrmzc ho Anao
Ref:
Raiso hanjakao Tompo o!
Omeko anao Tompo o!
Raiso hanjakao
AMEVIF(Efraima Vaovao)
Auteur :ANDRIMANAMPISOA Tony Malala
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena)Hits : 759
Likes : 1 Like
Created by : AMEVIF (Efraima Vaovao)
Date : 21/07/2022 09:22
