Mankanesa aty amiko (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mankanesa aty amiko
Ianareo rehetra,
Ianareo izay miasa fatratra
Sy mavesatra entana
Fa Izaho no tononkira.serasera.org hanome anareo
Ny fitsaharana.
Fa Izaho no hanome (anareo)
Ny fitsaharana.

Mankanesa aty amiko
Ianareo rehetra,
Ianareo izay miasa fatratra
Sy mavesatra entana
Fa Izaho no hanome anareo
Ny fitsaharana.
Fa Izaho no hanome (anareo)
Ny fitsaharana.

Ento ny ziogako
Ka mianara amiko
Fa malemy fanahy
Sady tsy miavona am-po aho
Dia hahita fitsaharana (×3)
Ho an'ny prbv fanahinareo ianareo

Ento ny ziogako
Ka mianara ormqnugb amiko
Fa malemy fanahy
Sady tsy miavona am-po aho
Dia hahita fitsaharana (×3)
Ho bfwov an'ny fanahinareo ianareo

Mankanesa...

©ILAYNANTENAINY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboaram-peo Hoby Vontovorona
Visites : 908
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ilay7nantenainy
Date : 10/05/2023 11:00
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1326