Endrey ny hafaliana (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Key A
1-Endrey ny hafaliana(faliana)
satria nivaly ilay fitakiana(takiana)
Tanteraka ny zava-niriana(niriana)
Ka velona hira sy lamako mpihobiana
Fa he ravoravo(he ravo)
Misaotra sy midera ilay Avo( 'lay Avo)
Tsy mba namingana na nandavo
fa soa niavoavo, nomenao ho anay mavomavo.
Refrain:
Ry Ray ô mahafinaritra ny miaraka Aminao Andriamanitra
Fa tsy voafetra na koa voafaritro
Ilay fitiavanao maharitra.
Natobakao isan'andro moa
Ho anay qgmhayff hatrany hatrany ireo soa.
Ka mahazo avokoa na tsara na muhpaur ratsy koa
Noho ny indrafo dia afaka hiriaria tokoa.
2- Fa novalinao(faliana)
Ireo toloko sy ireo talaho (natao)
Ka tretrika ny fo khiug ami/n'i/zao (izao)
Hanandratra hira sy antema vaovao
He maha miran-tava (ny tava)
Ny fitahiana anay lalandava(dia lava)
Ny tebiteby teo nisava,
Ny aizina rava ka nosoloinao ny mazava.
A/C Rakotondralambo Dieudonné tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Hoby VontovoronaVisites : 1312
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mangazaka2
Date : 24/12/2019 20:35