Atsangano (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Voninahitra ho anao Jesoa, Haleloia Haleloia,Hoby no asandratray ho anao, ho anao mandrakizay,
Feno fifaliana izahay nohon'ny fitantananao,
Ny fiainanay hatrizay hatrizay.
Refrain : Faneva no (faneva indro) atsanganay amin'ny anaranao Ray, ho entinay hanohy ny asanao hizara fiainam-baovao, tsy hitsahatra ny hanako hoe : fa tsara ianao Jesoa, ny lanitra no tanjonay, Fiainana Mandrakizay.
2- Mbola vonona izahay Jesoa, ny hihira ho anao,
Tsy hataho-datsa eso koa, fa hanaiky sy hanoa,
Satria ianao no mombanay, mahatoky ianao,
Vatolampy hery fiarovanay,
Refrain : Faneva no (faneva indro) atsanganay amin'ny anaranao Ray, ho entinay hanohy ny asanao hizara fiainam-baovao, tsy hitsahatra ny hanako hoe : fa tsara ianao Jesoa, ny lanitra no tanjonay, Fiainana Mandrakizay.
Bridge : Ha-a-a-a-le-e-e-e-lou-ou-ou-ou-iah-iah Amen !
Refrain : Faneva no (faneva indro) atsanganay amin'ny anaranao Ray, ho entinay hanohy ny asanao hizara fiainam-baovao, tsy hitsahatra ny hanako hoe : fa tsara ianao Jesoa, ny lanitra no tanjonay, Fiainana Mandrakizay,
Atsanganay ny Fanevanay, amin'ny anaranao ry Ray,
Atsanganay ny fanevanay.
Haleloia Haleloia, Amen !
A/C : NOMENA HASINA/MENDRIKA SAROBIDY
©ILAYNANTENAINY
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Hoby VontovoronaVisites : 301
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ilay7nantenainy
Date : 07/03/2023 08:01