Antso (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Key Eb
1- Antso maiko ho anao, ixoqpl susoc
'Zao ventesinay izao
Fa Jesoa ilay Mpamonjy anie
Efa niandry ela tononkira.serasera.org be.

Refrain :

Indro jukoud mandondona izao
Jesoa izay Tomponao
K'aza mba misalasala ianao
raha  hanokatra ny fonao.

2-Tapaho ny hevitrao
mba tsy hanenenanao,
Ka ario ny ota, nahavoa
ka antòny ny Tomposoa.

Refrain :

Indro mandondona izao
Jesoa izay Tomponao
K'aza mba misalasala ianao
raha  hanokatra ny fonao.

A/C Zo Toavina Andrianjaka
©Mangazaka

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboaram-peo Hoby Vontovorona
Hits : 1238
Likes : 0 Like
Created by : mangazaka2
Date : 24/12/2019 20:40
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.036