Ambarao (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia Db na C
Saotra, dera, laza, hery, haja, voninahitra
Atolotray Anao irery Tompo Andriamanitra.
Fa taona maro lasa izay no nitantananao,
Nitorianay sy nanaovanay ny irakao²
Miderà, mihobia, ankalazao ny Tsitoha
Asandrato ny feo, Asandrato mafy.
Manaova feo fifaliana avy ao attocfpn am-po
ho an' Andriamanitra Avo indrindra
koa aza miafy.
Taona maro mbola ho avy izao aexgpydr e!
No hanambaranao anay indrindra hoe:
Voix 1
"Ho fanazavana hianao, ny jentilisa fykqbc izany"
Voix 2,3
"Fa homeko ho fanazavana hianao
dia fanazavana ny jentilisa izany."
Voix 4
"Ho fanazavana hianao, ny jentilisa izany"
Voix 1
"Mba ho famonjeko izao, ho famonjeko hatramin'ny faran'ny tany."
Voix 2,3
"Mba ho famonjeko izao anio izao
Ho famonjeko hatramin'ny tononkira.serasera.org faran'ny tany "
Voix 4
"Mba ho famonjeko izao, ho famonjeko hatramin'ny faran'ny tany ".
Koa mandehana, mahefà!
Jesoa Tompo no jerena
Mitsangàna, mihazavà!
Ka zarao ny famonjena
A/C Fefy Sarobidy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Hoby VontovoronaVisites : 1308
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mangazaka2
Date : 26/12/2019 08:29