SAINO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry olombelona ô! tsy tsapanao tokcuve ve
Fa tsy misy fiononana eto
Fa toa filàna, faniriana tsy oefsmy mitony re
Nefa indrisy ratra aza mampisento
Koa dia meteza re anio handray tononkira.serasera.org ny Tomponao
Ny fahamasinany tafion ny fo ovay ho vao
Ny miaraka aminy no tena fiadanana ho anao
Raiso iy anio fa vonona handray anao
Ry olombery ô! dia tsy fantatrao ve
Fa tsy tonga lafatra ny anip tany
Tsy ny hareny no ahitanao fiadanam-be
Na dia mamiratra manintona aok’izany
Koa diA meteza…
Ry mpivahiny ô dia tsy mbola renao ve
Fa tsy ety no lava ho antsika
Saino fa Kristy raha nizaka fahoriam-be
Ny tambin’iny dia lapa paradisa
Saino fa Kristy nijaly ho antsika
Fa tsy misy fiononana eto
Fa toa filàna, faniriana tsy oefsmy mitony re
Nefa indrisy ratra aza mampisento
Koa dia meteza re anio handray tononkira.serasera.org ny Tomponao
Ny fahamasinany tafion ny fo ovay ho vao
Ny miaraka aminy no tena fiadanana ho anao
Raiso iy anio fa vonona handray anao
Ry olombery ô! dia tsy fantatrao ve
Fa tsy tonga lafatra ny anip tany
Tsy ny hareny no ahitanao fiadanam-be
Na dia mamiratra manintona aok’izany
Koa diA meteza…
Ry mpivahiny ô dia tsy mbola renao ve
Fa tsy ety no lava ho antsika
Saino fa Kristy raha nizaka fahoriam-be
Ny tambin’iny dia lapa paradisa
Saino fa Kristy nijaly ho antsika
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1388
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 03/05/2017 11:50
