Ampidiro aloha ny tenimiafina
SAINO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry olombelona ô! luyvnrx tsy tsapanao ve
Fa tsy misy fiononana eto
Fa toa filàna, faniriana tononkira.serasera.org tsy mitony re
Nefa indrisy ratra aza mampisento
Koa dia meteza re anio handray ny jbrjdz Tomponao
Ny fahamasinany tafion ny fo ovay ho vao
Ny miaraka aminy no tena fiadanana ho anao
Raiso iy anio fa vonona handray anao
Ry olombery ô! dia tsy fantatrao ve
Fa tsy tonga lafatra ny tany
Tsy ny hareny no ahitanao fiadanam-be
Na dia mamiratra manintona aok’izany
Koa diA meteza…
Ry mpivahiny ô dia dwdcb tsy mbola renao ve
Fa tsy ety no lava ho antsika
Saino fa Kristy raha nizaka fahoriam-be
Ny tambin’iny dia lapa paradisa
Saino fa Kristy nijaly ho antsika
Fa tsy misy fiononana eto
Fa toa filàna, faniriana tononkira.serasera.org tsy mitony re
Nefa indrisy ratra aza mampisento
Koa dia meteza re anio handray ny jbrjdz Tomponao
Ny fahamasinany tafion ny fo ovay ho vao
Ny miaraka aminy no tena fiadanana ho anao
Raiso iy anio fa vonona handray anao
Ry olombery ô! dia tsy fantatrao ve
Fa tsy tonga lafatra ny tany
Tsy ny hareny no ahitanao fiadanam-be
Na dia mamiratra manintona aok’izany
Koa diA meteza…
Ry mpivahiny ô dia dwdcb tsy mbola renao ve
Fa tsy ety no lava ho antsika
Saino fa Kristy raha nizaka fahoriam-be
Ny tambin’iny dia lapa paradisa
Saino fa Kristy nijaly ho antsika
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 1392
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 03/05/2017 11:50
