IREO MAGY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo magy
Olo mahay fahizay
Efa nanomana tononkira.serasera.org fanomezana maro
Vokatry ymblzt ny fony rmdr sarobidy tokoa
Hanambarany ny hafaliany tao ao yioot am po

Fa ianao kosa
Inona no atolotrao
Fihebohebona ve sa fireharehana
Sa fanetre tena hibebaka

Ireo mpiandry ondry tany an tsaha fahizay
Nilaozany ny ondriny
Tsy nisy fisalasalana
Niainga izy ireo
Avy hatrany nankatoa
Vonon kitsaoka an i Jesoa Kristy

Reo feon anjely tany an tsaha fahizay
Nitory sy hanambara
Fa teraka Imanoela
Tao reo nihoby ny tsy faly nisy koa
Vonon kamono an i Jesosy Kristy.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Visites : 1351
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rahony
Date : 23/12/2018 16:37
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0348