IREO MAGY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo magy
Olo mahay fahizay
Efa nanomana fanomezana eyiql khdbirpa maro
Vokatry ny fony sarobidy tokoa
Hanambarany ny hafaliany tao ao am po

Fa ianao kosa
Inona no atolotrao
Fihebohebona ve sa fireharehana
Sa fanetre tena hibebaka

Ireo gtxpawld mpiandry ondry tany an tsaha fahizay
Nilaozany ny ondriny
Tsy nisy fisalasalana
Niainga izy ireo
Avy hatrany nankatoa
Vonon kitsaoka an i Jesoa Kristy

tononkira.serasera.org Reo feon anjely tany an tsaha fahizay
Nitory sy hanambara
Fa teraka Imanoela
Tao reo nihoby ny tsy faly nisy koa
Vonon kamono an i Jesosy Kristy.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Hits : 1353
Likes : 0 Like
Created by : Rahony
Date : 23/12/2018 16:37
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0292