ANTSO HO AHY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitra no indro isaoranay
Ffa mbola mijoro ny fikambananay
Ka mbola tatr’izao (lehilahy)
Taon-jobily izao (vehivavy)
Hoentin-kanovozana hery vao
Dera ho Anao ry Ray tsitoha
Nanefy anay hifanasoa
2-Dimampolo taona no efa nijoroana
Fa natao an-kira ny asa fanompoana
Hampody ireo nania (lehilahy)
Hahay hifankatia (vehivavy)
Hiverina ao am-balanao satria
Memy izao lalanay izao
Mandavo pjnh anay raha tsisy Anao
3-Hihira ho Anao raha mbola velon’aina
Tsy alasafahy fa tena avy ao an-tsaina
Fa antso izao ho ahy ynnyjeo (lehilahy)
Hikolo ny fanahy (vehivavy)
Ho vonona ljfry tononkira.serasera.org history sy ho sahy
HANITRY NY LANITRA tokoa
Hanompo Anao amin’ny fo
Ffa mbola mijoro ny fikambananay
Ka mbola tatr’izao (lehilahy)
Taon-jobily izao (vehivavy)
Hoentin-kanovozana hery vao
Dera ho Anao ry Ray tsitoha
Nanefy anay hifanasoa
2-Dimampolo taona no efa nijoroana
Fa natao an-kira ny asa fanompoana
Hampody ireo nania (lehilahy)
Hahay hifankatia (vehivavy)
Hiverina ao am-balanao satria
Memy izao lalanay izao
Mandavo pjnh anay raha tsisy Anao
3-Hihira ho Anao raha mbola velon’aina
Tsy alasafahy fa tena avy ao an-tsaina
Fa antso izao ho ahy ynnyjeo (lehilahy)
Hikolo ny fanahy (vehivavy)
Ho vonona ljfry tononkira.serasera.org history sy ho sahy
HANITRY NY LANITRA tokoa
Hanompo Anao amin’ny fo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 1814
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Hanitrynylanitra
Date : 18/01/2018 16:29
