ANTSO HO AHY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Andriamanitra no indro isaoranay
Ffa mbola mijoro ny fikambananay
Ka mbola tononkira.serasera.org tatr’izao (lehilahy)
Taon-jobily izao (vehivavy)
Hoentin-kanovozana hery vao
Dera ho Anao ry xagxth Ray tsitoha
Nanefy anay hifanasoa
2-Dimampolo taona no efa nijoroana
Fa natao an-kira ny yjpg lflqxs asa fanompoana
Hampody ireo nania (lehilahy)
Hahay hifankatia (vehivavy)
Hiverina ao am-balanao satria
Memy izao lalanay izao
Mandavo anay raha tsisy Anao
3-Hihira ho Anao raha mbola velon’aina
Tsy alasafahy fa tena avy ao an-tsaina
Fa antso izao ho ahy (lehilahy)
Hikolo ny fanahy (vehivavy)
Ho vonona history sy ho sahy
HANITRY NY LANITRA tokoa
Hanompo Anao amin’ny fo
Ffa mbola mijoro ny fikambananay
Ka mbola tononkira.serasera.org tatr’izao (lehilahy)
Taon-jobily izao (vehivavy)
Hoentin-kanovozana hery vao
Dera ho Anao ry xagxth Ray tsitoha
Nanefy anay hifanasoa
2-Dimampolo taona no efa nijoroana
Fa natao an-kira ny yjpg lflqxs asa fanompoana
Hampody ireo nania (lehilahy)
Hahay hifankatia (vehivavy)
Hiverina ao am-balanao satria
Memy izao lalanay izao
Mandavo anay raha tsisy Anao
3-Hihira ho Anao raha mbola velon’aina
Tsy alasafahy fa tena avy ao an-tsaina
Fa antso izao ho ahy (lehilahy)
Hikolo ny fanahy (vehivavy)
Ho vonona history sy ho sahy
HANITRY NY LANITRA tokoa
Hanompo Anao amin’ny fo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 1868
Likes : 0 Like
Created by : Hanitrynylanitra
Date : 18/01/2018 16:29
